Index

Proverbes : anti-dahy

Proverbe Antibavy kendan-drano : lany raha niangonana. [Samson 1965 #A81]
Antidahy kendan-drano: lany raha niangoana. [Houlder 1895]
Interprétation malgache Anti-dahy kendan-drano, lany rehaka. + Ny rano no sisa zavatra ireharehan-drangahy, fa hany sisa laniny, fa ny zavatra rehetra efa tsy omby ny tendany avokoa; nefa io indray aza nahakenda azy. [Houlder 1895]

Proverbe Be anjonanjona toa anti-dahy voan-kanina. [Veyrières 1913 #1837]
Mianjonanjona ohatra ny anti-dahy voan-kanina. [Rinara 1974]
Mianjonanjona toa anti-dahy voan-kanina. [Veyrières 1913 #1837]
Mianjonanjona, toy ny anti-dahy voan-kanina. [Cousins 1871 #1726]
Traduction française Fier mais embarrassé comme le vieillard qui est bien repu. [Veyrières 1913 #1837]

Proverbe Manao anti-dahy be : tahina, tomany. [Veyrières 1913 #1831]
Traduction française Faire comme les vieillards : on les soigne et ils pleurent. [Veyrières 1913 #1831]
Interprétation française Se disait des gens qui ne sont jamais contents. [Veyrières 1913 #1831]

Index