Index

Proverbes : antonontonony

Proverbe Lasa tsy antonontonony, toy ny fihinan-trafon-kenam-banga : tsy re tsiro, dia voatelina. [Cousins 1871 #1340]
Lasa tsy antonontonony, toy ny fihinan-trafon-kenan' ny banga : tsy re tsiro dia voatelina. [Rinara 1974 #1753]
Ny fihinan-trafon-kenam-banga: lasa tsy anfonontonony, tsy re tsirony, dia voatelina. [Houlder 1895]
Ny fihinan-trafon-kenan' ny banga : lasa tsy antonontonony, tsy re tsiro dia voatelina. [Rinara 1974]
Traduction française Une personne édentée mangeant de la bosse de bœuf: cette viande descend trop vite, elle est avalée avant qu' on ait eu le temps d' en sentir la saveur. [Houlder 1895]

Proverbe Tavin-kena am-bavan' antitra, ka lasa tsy antonon-tonony (mbola tsy re ny tsirony). [Rinara 1974 #4115]
Tavin-kena am-bavan' antitra : lasa tsy antonontonony. [Veyrières 1913 #1865, Cousins 1871 #3049]
Traduction française Graisse de viande dans la bouche d' un vieillard : elle est partie avant le temps. [Veyrières 1913 #1865]
Interprétation française Plaisanterie sur les édentés. [Veyrières 1913 #1865]

Index