|
|
|
|

Entrée 1  antonontonony
Partie du discours  2  adverbe [Liste complète]
Exemples  3  Misy ngezabe, misy antonontonony. [2.332]
4  Ka he fa antonontonony tsy dia nisy tafahoatra taloha na ny fahantrana na ny harena. [2.296#51]
5  Antonontonony tamin' ny fivelomana avokoa izy rehetra, tsy misy sahirana na iray aza ary samy tokony ho afaka nanampy ahy tsara, raha tiany. [2.643#8]
Proverbes  6  Proverbes contenant ce mot

Anagrammes  antonontonony, 7 tonontononina

Mis à jour le 2026/03/07