Proverbes : aolaka

Proverbe5393 Ny mpivady no miady : ny hitsiny no aolaka . [Rinara 1974 #3164]
Ny mpivady no miady , ny to no aolaka . [Veyrières 1913 #1225, Cousins 1871 #2359]
Traduction française Si les époux se disputent c' est qu' il y a quelque injustice. [Veyrières 1913 #1225]

Index