| Index |
| ||||||||||||||||||||
| Proverbes : arangaranga | |||||||||||||||||||||
| Proverbe 1 | Basy atifi-kavana : arangaranga Basy atifi-kavana ka arangaranga ihany. [1.1] Basy atifi-kavana : tsy afenina fa arangaranga. [2.558 #866] | ||||||||||||||||||||
| Interprétation malgache | Enti-milaza fa tsy mba mihatsaravelatsihy ny tena ka na hamely aza dia aharihary ny atao. [1.1] | ||||||||||||||||||||
| Index |
| ||||||||||||||||||||
|
|