Proverbes : araviravy

Proverbe8272 Voa nahantona , voa naraviravy , izay ipetrahan’ ny aloha no ipetraban’ ny aoriana. [Cousins 1871 #3685]
Voa nahantona , voa naraviravy : izay ipetrahan' ny aloha no ipetrahan' ny aoriana. [Veyrières 1913 #2263]
Voa nahantona , voa naraviravy : izay ipotrahan' ny aloha, no ipotrahan' ny aoriana. [Rinara 1974 #4987]
Voa nahantona , voa naraviravy : ka izay ipotrahan' ny aloha no ipotrahan' ny aoriana. [Houlder 1895 #1032]
Traduction française Fruits accrochés, fruits suspendus : là où sont les premiers, sont aussi les autres. [Veyrières 1913 #2263]
Fruits suspendus, fruits pendillants : où le premier tombe (en se détachant), les autres tombent aussi. [Houlder 1895]
Interprétation française Correspond au proverbe français: "tel père tel fils" . [Houlder 1895]
Se disait des riches qui gagnent toujours davantage. [Veyrières 1913 #2263]

Index