Proverbes : asesy

Proverbe7336 Tovovavy nasesin’ anakandiana : an-tanàna miharan-draha . [Samson 1965 #T112]

Proverbe7822 Tsiniary nasesin’ anakandiana : an-tanàna fanovokovoka . [Samson 1965 #T147]

Proverbe7941 Vady afaka tsy asesy . [Samson 1965 #V1]

Index