| Index |
| ||||||||||||||||||||
| Proverbes : fanafana | |||||||||||||||||||||
| Proverbe 1 | Ny tsiny azo sorohina, fa ny tody tsy misy fanafana. [1.1]
Ny tsiny no azo alana fa ny tody tsy misy fanafana. [2.558 #215] | ||||||||||||||||||||
| Interprétation malgache | Enti-milaza fa ny tsiny dia azo alana raha mis-la tsiny ianao, fa ny tody kosa tsy maintsy mihatra satria, noho ny mahavalin' ny ratsy natao azy, dia tsy azo sakanana izy, toy ny ako tsy maintsy mamerina ny feo. [1.1] | ||||||||||||||||||||
| Index |
| ||||||||||||||||||||
|
|