| Index |
| ||||||||||||||||||||
| Proverbes : fita | |||||||||||||||||||||
| Proverbe 1 | Aza zatra ny Zatra ny fita ririnina ka fahavaratra avy no manao hitsin-dalana. [1.1] Zatra ny | ||||||||||||||||||||
| Interprétation malgache | Enti-milaza ireo olona voa noho ny fanarahany ny fahazarana fotsiny, tsy mahay manova famindra raha misy hilana izany. [1.1]
Enti-milaza olona entim-pahazarana fotsiny ka ny tsy tokony hatao avy no atao. [1.1] | ||||||||||||||||||||
| Index |
| ||||||||||||||||||||
|
|