Entrée fahavaratra (varatra)
Partie du discours   nom
Définition malgache   Fizaran-taona manarakaraka ny lohataona, manomboka amin' ny novambra ka miafara amin' ny zanvie, izay ahitana ny orana avy tsikelikely aloha, dia mampireny miaraka amin' ny varatra izay mikotrokotroka izaitsizy [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise   The rainy season, the summer. [Richardson 1885]
   summer, the thunderstorm season [Hallanger 1973]
Traduction française   l'été austral, la saison des temps orageux [Hallanger 1974]
Exemples  
1Ary ny taona tamin'izao dia fahavaratra. [Cohen-Bessy: Rakotovao, page 180]
2Amin'ny fahavaratra no ihadiana ny lavaka. [FOFAFIPE: Rosovola, page 21]
3asaina mihosy fahavaratra, mararin' ny hanatra; [Dahle: Angano, page 240]
Vocabulaire  
Mots composés, titres, noms  
Citations  
Analogie   lohataona ~ fararano ~ ririnina

Mis à jour le 2017/07/07