Index

Proverbes : haron-tabebaka

Proverbe 1Lasan-ko vavany fotsiny toy ny haron-tabebaka. [2.558 #1748]
Lasan-ko vavany, tahaka ny haron-tabebaka. [2.653 #1341]
Lasan-ko vavany toa haron-tabebaka. [2.165 #1369, 2.974 #198, 1.1]
Lasan-ko vavany toy ny haron-tabebaka. [2.165 #803]
Interprétation malgacheEnti-milaza zavatra izay anarany fotsiny no toy izao sy toy izao fa tsy arakaraka izany ny tena izy. [1.1]
Ilazana ny olona be vava na miseho ho zavatra ivelany fotsiny, nefa tsy misy lanjany manahoana. [1.1]
Traduction françaiseEtre tout ouverture, comme un panier percé (ou très large). [2.974 #198]
Il n' a que de la blague (litt. bouche aussi ouverte) comme une corbeille plate et large (donc, à grande ouverture mais très peu profonde). [2.165]
Il n' a que la blague (litt. bouche ou aussi, ouverture) comme une corbeille plate et large (donc, à grande ouverture, mais très peu profonde). [2.165]

Index