|
|
|
|

Entrée1  haron-tabebaka
Mots élémentaires  2 harona, 3 tabebaka
Partie du discours  4  locution
Explications en malgache  5 harona fohy vatana fa be vava ka tsy mahalany firy [1.1]
Explications en anglais  6 a particular kind of shallow basket [1.2]
Exemples  7  Fahita any Antsihanaka, na amin' ny tanàna faran' izay madinika aza, ny vehivavy mipetraka amoron-dalana, manana haron-tabebaka feno fotsimbary mangatsakatsaka atobiny eo anoloany ary amidiny amin' ny kapoaka. [2.472]
Proverbes  8  Proverbes contenant ce mot

Mis à jour le 2025/11/02