Index

Proverbes : Ikotomanana

Proverbe 1Tsy misy na inona na inona ohatra ny totohondrin' Ikotomanana, raha vao mivonkina toa hahafaty omby, fa nony mamely, tsy mahafaty akohokely. [2.558]
Tsy misy na inona na inona, ohatra ny totohondrin’ Ikotomanana: raha vao mivonkina, toa hahafaty omby ; nefa nony mamely, tsy mahafaty akohokely akory. [2.653]

Index