Index

Proverbes : lamoka

Proverbe Aza mitaitay hihina-menaka fa ho lamoka ihany amin' ny farany. [Rinara 1974 #789]
Aza mitaitay homamenaka fa ho lamoka ihany amin' ny farany. [Rajemisa 1985]
Aza mitaitay homa-menaka, fa ho lamoka ihany no farany. [Houlder 1895 #1251]
Aza mitaitay homa-menaka, fa ho lamoka ihany no ho farany. [Cousins 1871]
Interprétation malgache Aza maimaika ny hahazo izay tadiavina fa mety hanenenanao any aoriana. [Rajemisa 1985]
Traduction française Ne soyez pas trop avide de graisse, car à la fin vous en serez dégoûté. [Houlder 1895]
Interprétation française La graisse était considérée par les Malgaches comme un aliment fortifiant. [Houlder 1895]

Proverbe Ny lamokan' atodiakoho no tsy nomen' ny vaventy ny ankizy dia fanariana dia ny rariny. [Rinara 1974 #3070]
Ny lamokan’ atody akoho no tsy nomen’ ny vaventy ny ankizy, dia fanariana ny rariny. [Cousins 1871 #2298]

Index