|
|
|
|

Entrée1  homana
Radical  2 hana
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4 Mihinana: Tsy homan-kena izahay anio
5 Mandany zavatr' olona ho an' ny tena: Homana ny volam-bahoaka io mpiasam-panjakana io
6 Mahazo: Mba tsarovy ny namana fa homana be ise amin' io asa io [1.1]
Explications en anglais  7 to eat ; to extort ; to bite (of fish) ; cf. hanina, hinana; [1.7]
Explications en français  8 manger ; extorquer ; mordre (se dit des poissons) ; cf. hanina, hinana [1.8]
Exemples  9  Raha sakafo no manimanitra, mazoto homana ny mpihinana. [2.470]
Morphologie 
10  Présent :
11  Passé :
12  Futur :
Analogues  13  hanina, 14  hinana
Tous les mots composés  15  30 combinaisons de ce mot
Proverbes  16  Proverbes contenant ce mot

Anagrammes  17 Hamona, homana, 18 manoha, 19 Nahoma

Mis à jour le 2025/11/09