Index

Proverbes : mahamora

Proverbe Ny teny malemy mahamora harena. [Houlder 1895 #375, Cousins 1871 #2440, Rajemisa 1985]
Ny teny mora mahamora harena (tsy maha-sarotiny). [Rinara 1974 #3282]
Teny malemy mahamora harena. [Nicol 1935 #68]
Interprétation malgache Ny resaka am-pilaminana sy an-kamorana mahatonga ny tompontrosa halefaka, na ny teny malemy mampitony ny hatezerana. [Rajemisa 1985]
Traduction française Les paroles douces facilitent (l' acquisition de) la richesse. [Houlder 1895 #375]
Une parole douce rend suaves les relations. [Nicol 1935]

Index