Index

Proverbes : mahavazina

Proverbe Tsy misy manga hoatry ny voantay ; fa raha ratsy fila hanina, vazina. [Veyrières 1913 #3084]
Tsy misy manga noho ny voantay, fa raha ratsy fila hanina, mahavazina. [Rinara 1974 #4728]
Tsy misy manga ohatra ny voantay; fa raha ratsy fila hanina, vazina. [Cousins 1871]
Traduction française Rien n' est aussi beau qu' un bousier, mais il est déshonoré parce qu' il cherche sa nourriture dans l' ordure. [Veyrières 1913 #3084]
Interprétation française La beauté n' empêche pas le déshonneur. [Veyrières 1913 #3084]

Index