Index

Proverbes : manantsafa

Proverbe Hanantsafa mahita, toy ny mpaka afo. [Cousins 1871 #1522]
Manantsafa mahita, toy ny mpaka afo. [Nicol 1935 #325]
Manantsafa ohatra ny mpaka afo. [Rajemisa 1985 #29]
Interprétation malgache manontany zavatra efa fantatra rahateo [Rajemisa 1985 #29]
Traduction française Interroger au sujet d’une chose évidente, comme celui qui demande du feu. [Nicol 1935 #325]

Index