Index

Proverbes : mandrebireby

Proverbe Mandrebireby ny taona hoatry ny tsaramaso mamoa ririnina. [Veyrières 1913 #3127]
Mizaha mandrebireby ny taona, ohatra ny tsaramaso mamoa ririnina. [Cousins 1871]
Mizaha toetra (mandrebireby) ny taona tahaka ny tsaramaso mamoa ririnina. [Rinara 1974 #3]
Mizaha toetra ny taona hoatry ny tsaramaso mamoa ririnina. [Veyrières 1913 #3127]
Mizaha toetra ny taona, ohatra ny tsaramaso mamoa ririnina. [Cousins 1871]
Traduction française Tenter ou troubler la saison comme les haricots qui donnent des fruits en hiver. [Veyrières 1913 #3127]
Interprétation française Se disait des choses arrivant hors de saison. [Veyrières 1913 #3127]

Index