Entrée tsaramaso (tsara, maso)
Partie du discours nom
Vocabulaire 
Synonymes mangimike ~ pariamaso ~ ramanjereke ~ siay ~ soy ~ sitaromaso

Entrée tsaramaso (tsara, maso)
Partie du discours nom
Définition malgache Karazan' anana fihinam-boa ka misy fomba roa no ihinanana io voany io: na mbola tanora izy ka ao anaty hodi-boany no andrahoina (tsaramaso tanora no fiantso azy amin' izay), na efa voany matoy iena na maina, ka andrahoina alana amin' ny hodiny [Rajemisa 1985]
Définition anglaise beans [Hallanger 1973]
Définition française haricot [Hallanger 1974]
Définition française  [Betsileo, Merina, Sakalava, Sihanaka] (de tsara : beau ; et maso : oeil ; la graine brillante et colorée est comparée à un oeil). Phaseolus vulgaris L. (Fabaceae). Le Haricot introduit et cultivé. Nom et identité dans le Dictionnaire de Malzac. On appelle tsaramasomaitso les haricots verts ; tandis que les haricots en graines consommés frais s'appellent tsaramaso tanora (haricots » jeunes »). D'après J. Lombard, ASSEMI, 7, n° 4 (1976) p. 96, note 137, dans le Menabe Sakalava on distingue trois variétés de haricots ou tsaramaso, dénommés respectivement mena (à grains rouges), fotsy (à grains blancs) et vanda (moucheté). [Boiteau 1997]
Vocabulaire 
Nom scientifique Phaseolus vulgaris
Synonymes kimesamesa
Mots composés, titres, noms 
Exemples 
1Sosohana tsaramaso eny anelanelan' ny katsaka. [FOFAFIPE: Haivola]
2Tonga reniny ka nandraoka ny tsaramaso indray; [Dahle: Angano]
3Volena avokoa na vary na katsaka na tsaramaso. [FOFAFIPE: Rosovola]
Citations 
Articles 

Mis à jour le 2020/06/23