Index

Proverbes : marangitra

Proverbe Aombilahy marangitra, tsy mifidy tany hiadiana. [Samson 1965 #A102]

Proverbe Tsirin-tenina : ny vao marangitra. [Samson 1965 #T153]

Proverbe Vanjankohom-piso : mamory ny marangitra. [Samson 1965 #V17]

Index