Index

Proverbes : menafify

Proverbe Mena fify tahaka ny henan-kisoa tsara ritra. [Rinara 1974 #2223]
Menafify toy ny henan-kisoa ritra. [Veyrières 1913 #4520, Cousins 1871 #1700]
Traduction française Rouge foncé comme de la viande de porc rôtie. [Veyrières 1913 #4520]

Proverbe Volombavan' antitra : hariva vao menafify. [Rinara 1974 #5020]
Volombavan' antitra ka hariva vao mena fify [Rajemisa 1985 #416]
Interprétation malgache enti-manambara ny fahombiazan' ny efa zokinjokiny amin' ny lazon' ady feno fikirizana. [Rajemisa 1985 #416]

Index