| Entrée | 1 menafify |
| Mots élémentaires | 2 mena, 3 fify |
| Partie du discours | 4 adjectif |
| Explications en malgache |
5 Mena antitra Volombavan' antitra hariva vao menafify [1.1] |
| Explications en français |
6 rouge foncé [1.3#426] |
| Exemples |
7 Narosony faharoa indray izany trondro noho-sorany toton-koba, dia nendasiny nataony menafify ka lany mbamin' ny taolany.
[2.285]
|
| Autres orthographes | 8 menafify |
| Hypéronyme |
|
| Co-hyponymes |
|
| Proverbes | 107 Proverbes contenant ce mot |
| Tableaux et planches |
108 Les Couleurs |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|