Index

Proverbes : miolika

Proverbe Aza dia miolika hoatry ny tsinain' ondry ; fa aoka mba ho tsotra hoatry ny tsinaim--balala. [Veyrières 1913 #4974]
Aza dia miolika loatra ohatry ny tsinain' ondry, fa ataovy tsotra toy ny tsinaim--balala. [Rinara 1974 #442]
Aza dia miolika ohatra ny tsinain’ ondry ; fa aoka mba ho tsotra ohatra ny tsinaim--balala. [Cousins 1871]
Traduction française Ne soyez pas sinueux comme les boyaux du mouton mais simple comme les intestins de la sauterelle. [Veyrières 1913 #4974]

Proverbe Ny lalambe no miolaka, ny tanim--bomanga. [Houlder 1895 #139]
Ny lalambe no miolika, ny tanin-bomanga. [Cousins 1871 #2295]
Ny lalam-be no mivily dia ny tanim--bomanga. [Rinara 1974 #197]
Traduction française Si le chemin fait des détours, c' est à cause des champs de patates. [Houlder 1895]

Index