Entrée miolika (olika)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mivily, mihodina: Eto no miolika miankandrefana ny renirano [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to wind about as a serpent; also same as miolaka. [Richardson 1885]
Définition française être sinueux, en zigzag, en spirale, se détourner, serpenter [Abinal 1888]
Morphologie 
miolika
niolika
hiolika
mioleha
Synonymes miolaka ~ miolikolika
Exemples Irony lalana ery avaratra ery
dia malomaloka toa lalana ela
ary toa miolika atsy toa miolika aroa
nefa manodidina no andrefan-tranon-dRatiakonohoniolona
[Fox: Hainteny, numéro 12]
Citations 

Mis à jour le 2014/10/31