Index

Proverbes : misidina

Proverbe Akohokely lasam-papango : misidina ambony vao tra-pahoriana. [Rinara 1974]
Akohokely lasam-papango: nisidina ambony vao tra-pahoriana. [Rajemisa 1985 #45]
Interprétation malgache Tafakatra amin' ny toerana ambony vao nahita loza. [Rajemisa 1985 #45]

Index