Entrée papango
Partie du discours nom
Définition malgache Vorona mpihinankena, malaza amin' ny fipaohana ny zanak' akoho. [Rajemisa 1985]
Définition française oiseau papangue [Veyrières 1913]
Définition française papangue [Rajemisa: Vakoka]
Exemples 
1Noheveriko ho vorona mitovy habe amin' ny akoho koa no nanatody azy ireny fahiny, kanjo hay dia zavatra kely noho ny papango. [Andriamalala: Ranomasina, page 46]
2Nefa izao kosa no tsy ho fihinanareo: ny voltora sy ny gypa sy ny ankoay ary ny papango sy ny voromahery sy ny papango mainty, samy araka ny karazany, avy [Baiboly: 5:014:012/Deotoronomia 14:12-13..]
Vocabulaire 
Mots composés, titres, noms 
Citations 
Toponymie Noms des lieux comprenant le mot papango (2): Ialapapango, Maropapango

Entrée papango
Partie du discours nom
Définition française Se disait des voleurs [Veyrières 1913]

2016/08/09