Index

Proverbes : mitapaka

Proverbe Vakivakim-by iray trano, volafotsy an-joron-trano, traotrao-kena tsy mitapaka, ny fanao tsy miova ihany, ka samia mahalala ny azy. [Rinara 1974 #325]
Vakivakim-by iray trano; volafotsy an-joron-trano; traotrao-kena tsy mitapaka : ny fanao tsy miova, ka samia mahalala ny azy. [Cousins 1871 #3595]

Index