| Index | 
 | 
  | 
|   | 
Proverbes citant le mot : mitehin-kiho
 | 
 | 
  | 
| Proverbe 1 | Lahiantitra mitehin-kiho : tsy haingo fa tohan' aina.  [2.558 #1676, 2.653, 2.415]
 | 
| Traduction française | Vieillard qui met la main sur les hanches : ce n' est pas par fierté, c' est pour se soutenir.  [2.415 #1825]
 | 
 | 
  | 
| Proverbe 2 | Mitehin-kiho am-piakarana, ka sady haingo no tohan'  aina.  [2.558 #2448]
 Tehin-kiho am-piakarana; tsy haingo fa tohan' aina.  [2.165 #1304, 2.653 #3057, 1.1]
 | 
| Interprétation malgache | Enti-milaza fa misy fisehoan-javatra ivelany izay toa haitraitra fotsiny, nefa hay tena zavatra ilaina mihitsy.  [1.1]
 Enti-milaza ny olona toa mampidera bika amin' ny fihetsiny, nefa hakingana no anaovany an' io fa mba tsy hisehoany hoe sasatra.  [1.1]
 | 
| Traduction française | Quand on met les mains sur les hanches en montant, ce n' est pas pour être plus beau, c' est pour s' aider à marcher.  [2.165]
 | 
 | 
  | 
| Index | 
 | 
  |