Index

Proverbes : mitratraingo

Proverbe Mietaketaka foana ny aketa, mirisarisa foana ny adrisa, fa tsy enina anay mitratraingo. [Rajemisa 1985]
Interprétation malgache Enti-milaza fa tsy ny fisehoana ety ivelany akory no azo ilazana olona fa hahomby. [Rajemisa 1985]

Index