|
|
|
|

Entrée1  adrisa
Partie du discours  2  nom
Tous les mots composés 
Explications en malgache  5  [1.1] Anarana ilazana ny vavy amin' ny karazam-balala iray, izay atao hoe aketa ny lahy; ny adrisa dia vaventiventy mahafinaritra ary misoratra vony sy mainty ny tenany
Explications en anglais  6  [1.2] a species of locust, the female of the aketa.
Explications en français  7  [1.3] Sauterelle, la femelle de l'aketa
8  [3.1] espèce de sauterelle femelle, dont le mâle est l'aketa
Exemples  9  [2.131] ataonao ho adrisa saraky ny namany
10  [2.470] Ho azony tokoa mantsy ilay akanjo tsara soratra nifantohan' ny fitiavany, sy ilay elo mangiran-taho novelariny, moa va tsy elatr' adrisa, - sy ilay habatanana maorimaorina antonina tsara ny sandriny.
Vocabulaire  11  Zoologie: invertébrés
Hypéronyme 
Co-hyponymes 
Proverbes  35  Proverbes contenant le mot adrisa

Anagrammes  36  adrisa, asidra, radisa

Mis à jour le 2025/08/10