Index

Proverbes : mivadi-po

Proverbe Akanga nanamborana, ka mivadi-po mandrakariva. [Cousins 1871 #32, Nicol 1935 #355]
Traduction française La pintade échappée à un carnage est sujette à des frayeurs continuelles. [Nicol 1935 #355]

Proverbe Na mikorontana aza ny tsena, ny olo-marina tsy mba mivadi-po. [Cousins 1871 #2013]

Proverbe Tsy misy matoky toy ny mpangala-pihinana ; fa raha mihetsika ny takotra, dia mivadi-po. [Cousins 1871 #3535]

Index