Entrée akanga
Partie du discours   nom
Définition malgache   Karazam-borondia izay mipentimpentina mainty sy fotsy ny volony ary fatra-piara-dia maro ka sarotra vakina [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise   the guinea fowl, Numida mitrata, Pall. [Swa. ka'nga.] [Richardson 1885]
   the guinea hen [Hallanger 1973]
Traduction française   pintade [Rajemisa: Vakoka, Hallanger 1974]
Nom scientifique   Numida mitrata
Vocabulaire  
Mots composés, titres, noms  
Citations  
Toponymie   Noms des lieux comprenant le mot akanga (10)
Ambarinakanga
Ambatonakanga
  Ambohitrakanga
Ampandrianakanga
  Andranonakanga
Beakanga
  Iakanga
Kianjanakanga
  Maroakanga
Vohitrakanga
 
Analogie   akangalahy ~ akangavavy
Illustrations  

Entrée akanga
Partie du discours   nom
Définition malgache   vahoaka, karilahy [Antemoro] [Rakotosaona 1972]
   Enti-milaza olona fetsifetsy sy fangoloka amin' ny halatra sy ny fanambakana [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise   a rascal [Provincial] [Richardson 1885]
Traduction française   les fripons et des gens rusés [Veyrières 1913]
Dérivations  
Analogie   akangalahy ~ akangavavy

Mis à jour le 2016/02/08