Index

Proverbes : moraina

Proverbe Toy ny aretina ny alahelo : ao ny morainy, ao ny sarotiny. [Cousins 1871]
Toy ny aretina ny alahelo: ka ao ny morainy, ao ny sarotiny. [Houlder 1895 #1021]
Toy ny aretina ny alahelo, ka ao ny morainy ary ao ny sarotiny. [Rinara 1974 #4265]
Traduction française Le chagrin est comme la maladie: pour les uns il est bénin, pour les autres il est aigu. [Houlder 1895]

Index