Index |
| ||||||||||||||||||||
Proverbes : mpijinja | |||||||||||||||||||||
Proverbe 1 | Ny lainga toy ny vato am-balam-parihy, na tsy Vato am-balam-parihy, ka na dia tsy hitan' ny fangady raha lohataona aza, dia ho hitan' ny antsy raha fararano. [2.415 #3159] Vato am-balamparihy: raha tsy hitan' ny antsy raha fahavaratra, hitan' ny angady raha lohataona. [1.1] Vato an-tanimbary : na tsy azon' ny antsy raha fararano, hitan' ny angady raha lohataona. [2.558] Vato an-tanimbary : na tsy voan’ ny antsy amy ny fararano aza, ho tratry ny angady amy ny lohataona. [2.653 #3635] Vato an-tanimbary : na tsy voan' ny antsy amin’ ny fararano aza, ho tratry ny angady amin’ ny lohataona. [2.974 #384] | ||||||||||||||||||||
Interprétation malgache | Entina milaza ny vato latsaka eny an-tanimbary, izay na dia tsy hitan' ny antsin' ny mpijinja aza dia hitan' ny angadin' ny mpiasa, ka ny tiana holazaina amin' izany dia hoe: tsy misy zavatra tsy ho hita na ho ela na ho haingana. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Traduction française | Pierre de la petite digue : si la bêche ne la trouve pas au printemps, le couteau la trouvera à l' automne. [2.415 #3159]
Pierres dans la rizière : si elles sont épargnées par la faucille en automne, elles seront victimes de la bêche au printemps. [2.974 #384] | ||||||||||||||||||||
Interprétation française | On disait ce proverbe pour signifier que tôt ou tard, une chose arrivera : au printemps la bêche sert à travailler la terre, et à l' automne le couteau sert à faire la moisson ou à couper les herbes qu' on donne aux animaux pour les engraisser. [2.415 #3159] | ||||||||||||||||||||
Proverbe 2 | Vato | ||||||||||||||||||||
Index |
| ||||||||||||||||||||