Entrée | 1 fararano |
Partie du discours | 2 nom |
Mots élémentaires | 3 fara, rano |
Tous les mots composés |
|
Explications en malgache |
5 [1.1] Fizaran-taona manarakaraka ny fahavaratra, izany hoe hatramin' ny fevrie ka hatramin' ny avrily eo ho eo: mihenkena hatrany ny orana ka izany no' nahatonga ny anarany hoe "fararano". Amin' io fotoana io no fahavokaran' ny ankabeazan' ny hazo fihinam-boa ary fiakaran' ny vary vakiambiaty, ka izany no mahatonga ny teny fararano ho mitovy hevitra koa amin' ny hoe "hatondrahana": Imamo fararanon-tapia, Iarivo fararanom-bahoaka |
Explications en anglais |
6 [1.2] harvest; lit. the last of the water, i.e. the rains; the harvest season, autumn. Usually March and April. 7 [1.7] the harvest, the harvest season |
Explications en français |
8 [1.8] moisson; l'automne |
Exemples |
9 [2.588#] Andranobe lany vary ka naniry ny ho fararano. 10 [2.324#] Tao anatin'ny faran'ny fararano indrindra tamin'izay. |
Vocabulaire |
11 Temps 12 Géographie: (en général) |
Analogues | 13 lohataona, fahavaratra, ririnina |
Proverbes | 14 Proverbes contenant le mot fararano |
Article |
15 Randzavola: fararano ao amin' ny Baiboly (=> Palestina) |
Anagrammes | 16 fanararo, fararano, norarafa |
Mis à jour le 2025/08/10 |
![]() |