Index

Proverbes : mpizaha

Proverbe Boka mizaha lanonana : tsy isan' ny mpizaha lanonana, fa isan' ny vahoakan' andriana. [Veyrières 1913 #1978]
Boka mizaha lanonana: tsy isan’ ny mpizaha lanonana, fa isan’ ny vahoak’ Andriana. [Cousins 1871 #801]
Boka nizaha lanonana : tsy isan' ny mpizaha fa isan' ny vahoakan' Andriana. [Rinara 1974 #945]
Traduction française Lépreux qui assiste aux réjouissances publiques : il n' est pas de ceux qui participent aux réjouissances, mais il augmente le nombre des sujets du souverain. [Veyrières 1913 #1978]
Interprétation française Il n' y a pas de réjouissances pour les lépreux. [Veyrières 1913 #1978]

Proverbe Mitan-tadin’ aomby mandrorona : moran' ny mpizaha. [Samson 1965]

Proverbe Sokina nilomano riaka : moran’ ny mpizaha. [Samson 1965 #S58]

Index