| Index |
| ||||||||||||||||||||
| Proverbes : safatsiroa | |||||||||||||||||||||
| Proverbe 1 | Tsy mba ny ankamaroam-bahoaka, fa ny olona iray toa zato. [2.165 #866]
Tsy ny ankamaroam-bahoaka fa ny safatsiroa. [2.558 #309] | ||||||||||||||||||||
| Traduction française | Vous n' êtes pas comme le commun des mortels, mais vous êtes un homme qui en vaut cent. [2.165 #866] | ||||||||||||||||||||
| Index |
| ||||||||||||||||||||
|
|