|
|
|
|

Entrée1  safatsiroa
Mots élémentaires  2 isa, 3 fa, 4 tsy, 5 roa
Partie du discours  6  adjectif
Explications en malgache  7 Tsy manam-paharoa, tsy misy toa azy, ka enti-milaza hatsarana na haratsiana mihoatra noho ny hafa:
8 Safatsiroa ny hakingan' ilay olona nandeha teo ambony tady [1.1]
Explications en français  9 (pour isa fa tsy roa) incomparable, unique, sans égal [1.3]
Autres orthographes  10 isa fa tsy roa, isafatsiroa
Proverbes  11  Proverbes contenant ce mot

Mis à jour le 2025/11/13