Index

Proverbes : sakondry

Proverbe Sakondry ny olona : samy mavomavo an-dranony. [Samson 1965 #S28]

Proverbe Sakondry taitry ny antsiantsy, ka ny mipetraka no hatezerany. [Rinara 1974 #3822]
Sakondry taitry ny antsiantsy: mipetraka no hatezerana. [Cousins 1871 #2841]

Index