| Entrée | 1 mipetraka |
| Radical | 2 petraka |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Explications en malgache |
4 mitombina (eo ampitombenana na efa tafatombina): Mipetraka eto ambony seza tompoko! / Tsy azo atao ny miarahaba manala satroka raha mipetraka
5 mitoetra, monina: Mipetraha any ambanivohitra izy 6 Ankinina amin' ny olona na banky: Vola mipetraka [1.1] |
| Explications en anglais |
7 to be at rest
[1.2, 1.7] 8 to sit down, to perch [1.2] 9 to sit [1.7] |
| Explications en français |
10 être assis
[1.3, 1.8] 11 s'asseoir [1.3, 1.8] 12 être placé, posté 13 être destitué, renvoyé 14 habiter, séjourner [1.3] |
| Exemples |
15 Ny anankiray mipetraka, ary ny iray mandry.
[2.324]
16 mipetraka ambony tsihy izy manjokaiky toa olona tra-pahakiviana sy very hevitra. [2.470#23] 17 Rahefa tsy miasa dia mandehandeha fotsiny eny no ataony, na mipetraka miresaka sy mifampijery. [2.472#174] |
| Morphologie |
|
| Analogues | 22 mamitsaka, 23 manao torovok' amboa, 24 miainginaingina, 25 miampatra, 26 mianinanina, 27 miarinarina, 28 mibalelaka, 29 mibelaka, 30 miemonemona, 31 mihaminkamina, 32 mininginingina, 33 misoketraka, 34 misolaketraka, 35 misonanaka, 36 misonanina, 37 misondretaka, 38 mitaboretaka, 39 mitakoko, 40 mitalapetraka, 41 mitampisaka, 42 mitemontemona, 43 miteronterona, 44 mitombina, 45 mitorevaka, 46 mitorovoka, 47 mitsivelatra, 48 mitsivetraka, 49 mivalaketraka, 50 mivalandotra |
| Combinaisons | 51 1 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot mipetraka |
| Proverbes | 52 Proverbes contenant ce mot |
| Anagrammes | 53 ampetrika, mipetraka, 54 mpiretaka, 55 mpiteraka |
| Mis à jour le 2026/04/21 |
|