Entrée mahafaly (faly)
Partie du discours   verbe actif
Définition malgache   Mahatonga ho faly, tsara: Vaovao mahafaly [Rajemisa 1985]
Définition anglaise   to make happy [Hallanger 1973]
Définition française   réjouir [Hallanger 1974]
Morphologie  
mahafaly
nahafaly
hahafaly
Citations  

Entrée Mahafaly
Partie du discours   nom propre (anthroponyme) [liste]
Définition malgache   Anaram-poko kely monina amin' ny tany be sokay sy fasika, anelanelan' ny ony Onilahy sy Menarandra, amin' ny faritra atsimo andrefan' ny Nosy, fantatra indrindra amin' ireo fasany voaravaky ny aloalo, tanàn-dehibe: Betioky, Ampanihy [Rajemisa 1985]
Définition française   nom d'une population du sud de Madagasca [...] [texte complet dans Rajaonarimanana 1995]
Vocabulaire  
Tableaux et planches   Mots du dialecte

Mis à jour le 2018/01/07