Entrée faly
Partie du discours   adjectif
Définition malgache   Mahatsiaro fiadanam-po sy saina noho ny fahatanteraham-paniriana na fahazoam-pahasoavana ka mampiseho izany etỳ ivelany amin' ny tsikitsiky na hira na dihy
Mitovy hevitra: afa-po ~ andihizam-papelika ny fo ~ diavolana ny fo ~ diavolana ny kibo ~ dibo-kafaliana ~ faly ~ feno haravoana ~ finaritra ~ foladrairay ~ mariaka ~ mintsimintsy ~ mirana ~ ravo ~ sariaka ~ sija ~ somariaka [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise   pleased, rejoiced, glad, delighted. See finaritra, mirana, ravo, sambatra, tretrika [Richardson 1885]
   happy, joyous [Hallanger 1973]
Traduction française   joyeux, content [Abinal 1888, Hallanger 1974]
Dérivations  
Mots composés, titres, noms  
Citations  
Toponymie   Noms des lieux comprenant le mot faly (2): Ankilifaly, Faliarivo

Entrée faly
Partie du discours   adjectif
Traduction anglaise   [Provincial] for fady [Richardson 1885]
Illustrations  

Entrée faly
Partie du discours   nom
Traduction anglaise   [Provincial] for tifitra [Richardson 1885]
Dérivations  

Entrée Faly
Partie du discours   nom propre (titre de livre ou pièce)
Définition malgache   jereo Rafenomanjato: Faly
Auteur  
Tableaux et planches   Tous les titres

Mis à jour le 2017/10/19