| Entrée | 1 miitatra |
| Radical | 2 itatra |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Explications en malgache |
4 Miely, mihanaka: Efa miitatra izao ny fiompiana kisoa.
5 Mitombo, mihalehibe; mihamalalaka: Miitatra ity akanjo ity rehefa misasa. 6 Mitombo, mihamatanjaka, mandroso: Miitatra ny sain' ny ankizy. 7 Miampy zavatra tsy tao: Miitatra tsy hita velively ny vaovao rehefa azon-dRamatoa io. [1.1] [mitatra] 8 mitombo habe. [1.13] |
| Explications en français |
[mitatra]
9 se dilater.
[1.13] |
| Exemples |
10 Hitohy ihany izany zavatra izany, ary hiitatra aza
[2.472#46]
11 Misoroka ny fahavoazana tsy hiitatra izany ary hamela azy hikambana [2.424#75] |
| Morphologie |
|
| Autres orthographes | 16 mitatra |
| Tous les mots composés | 17 tava miitatra |
| Anagrammes | 18 miatitra, 19 miitatra, 20 mitaitra |
| Mis à jour le 2025/11/09 |
|