Entrée ranofotsy (rano, fotsy)
Partie du discours nom
Définition malgache Rano monina iray manalaka ka manjopiaka be rehefa tazanina. [Rajemisa 1985]
Définition anglaise [ rano fotsy ] [Provincial] A word for riana
¶ In Imerina it means the swollen waters covering the plains during the rainy season. [Richardson 1885]
Définition française [ rano fotsy ] une brillante nappe d'eau, au-dessus de laquelle rien ne paraît; se dit des rizières inondées [Abinal 1888]
Dérivations 
Exemples Tahaky ny ranofotsy no fitsinjovana azy, kanjo tsy rano tsy akory, fa ny fahamasinana amy ny fanjambana amy ny Kelimalaza: [Callet: Tantara]

Entrée Ranofotsy (rano, fotsy)
Partie du discours nom propre (toponyme) [liste complète]
Vocabulaire 
Toponymie rano, fotsy

2013/06/06