| Entrée (1/3) | 1 ranitra |
| Partie du discours | 2 nom |
| Explications en malgache |
3Toetran' ny zavatra manify dia manify ka mahadidy na mitsilotsilo ka mahaloaka.
[1.1] |
| Explications en anglais |
4sharpness, keenness of edge. See rangitra.
[1.2] 5sharpness. [1.7] |
| Explications en français |
6état de ce qui est aiguisé, effilé comme un tranchant, état de ce qui est pointu comme une lance.
[1.3#508] 7état de ce qui est bien tranchant. [1.8] |
| Dérivés |
|
| Tous les mots composés | 242 combinaisons de ce mot |
| Entrée (2/3) | 25 ranitra |
| Partie du discours | 26 nom |
| Explications en malgache |
[rañitra]
27sakaiza ara-pitiavana, vady tokantranomaso.
[Tambahoaka]
[1.78] 28Vady tsy aradalana, vehivavy iaraha-mipetraka tsy ara-dalèna, tokantranomaso, vazo, sengy. [1.1] |
| Explications en français |
29concubine : celui qui entretient un concubine.
[1.3#508] |
| Exemples |
30 Ary sanatrian' ny 'vava, raha Randriamatoa no ratsy fitondra vady, indrindra ka hanitsakitsa-bady, handehandeha amin' olon-kafa, ary hanao vady hatakalo ranitra, ka lazany izy no manam-bady, fa ny fony sy ny sainy ary ny tenany sy ny volany atolony ho an' olon-kafa : tia olon-kafa noho ny vady izany ka efa tsy olona fa biby.
[2.346#30]
|
| Entrée (3/3) | 31 Ranitra |
| Partie du discours | 32 nom propre (titre de livre) [Liste complète] |
| Auteur |
33Rajaonarison Elie |
| Editions |
34 Mitsinjo. 1992. Hauteur: 21cm. Largeur: 13.5cm. Pages: 128. |
| Illustrations |
|
| Anagrammes | 35 ranitra, Ranitra |
| Mis à jour le 2025/11/06 |
|