Entrée maranitra (ranitra)
Partie du discours adjectif
Définition malgache Manify dia manify ka mahadidy sy mahatapaka: Maranitra kokoa ny hareza noho ny antsy
¶ Mitsilotsilo loha: Fantsika maranitra omena ahy fa dombo loatra ity
¶ Kinga, matsilo saina: Maranitra itỳ mpianatra itỳ ka tsy mahagaga raha mahomby rahatrizay
Mitovy hevitra: fiharatra ~ kitso loha ~ kitsoina ~ kivahivahiny ~ marani-doha filo ~ miezoezo ~ milohalefona ~ mipilopilo ~ miranirany ~ mitsilotsilo ~ tsamaka ~ tsokiloha ~ tsoky [Rajemisa 1985]
Définition anglaise sharp; very clever [Richardson 1885]
Définition française aigu, pointu, tranchant [SLP 1986]
Mots composés, titres, noms 
Analogues  marani-bava ~ marani-dela ~ marani-doha ~ marani-tsaina
Citations 

Entrée maranitra
Partie du discours nom
Définition anglaise a former name of the soldiers who guarded the sovereign [Richardson 1885]
Vocabulaire 

Entrée maranitra (ranitra)
Partie du discours verbe actif
Définition anglaise to cohabit though not married. [Richardson 1885]
Morphologie 
maranitra
naranitra
haranitra

2013/04/09