|
|
|
|

Entrée (1/2) 1  tambanivohitra
Mots élémentaires  2 t~, 3 ambany, 4 vohitra
Partie du discours  5  nom
Explications en français  6 campagnard [1.66.fr#120]
7 provincial [1.66.fr#761]
Exemples  8  Zanak' olona ambony toy ireny ve hijery maso ahy olona tambanivohitra kely ity? [2.4#7]
9  Loza ho an' ny zazavavy ny irin' ny olona raha tambanivohitra sy mahantra izy. [2.472#43]
10  hoy indray ny eritreriny iray, tsy ho ory intsony izy mianakavy na dia ho tambanivohitra araka ny maha tantsaha azy aza. [2.470#29]

Entrée (2/2) 11  Tambanivohitra
Mots élémentaires  12 t~, 13 ambany, 14 vohitra
Partie du discours  15  nom propre (pièce de théâtre) [Liste complète]
Vocabulaire  16  Littérature: pièces
Auteur  17 Ny Avana

Anagrammes  Tambanivohitra, tambanivohitra

Mis à jour le 2026/03/04