Entrée | 1 aankina |
Partie du discours | 2 verbe passif |
Radical | 3 ankina |
Morphologie |
|
Explications en malgache |
8 [1.1] Atao miankina (amin' ny hevitra ara-bakiteny): Aza aankina amin' ny rindrina ny sahafa sao maloto ny rindrina |
Exemples |
9 [2.472] Amin' ny antoandro, nahorona ny kidoro ary naankina teo an-joron-trano.
|
Anagrammes | 10 aankina, anka~ina, kaniana |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |