| Entrée | 1 abaribary | 
| Radical | 2 baribary | 
| Partie du discours | 3 verbe passif | 
| Explications en malgache | 4   Sokafana tsara Aseho miharihary tsy misy miafina: Nabaribarin' ny mpitsara ny heloka vitan-dRakoto [1.1] | 
| Explications en anglais | 5   to be made clear or bright [1.2] 6 to be made public, to be made known [1.7] | 
| Explications en français | 7   qu'on écarquille [1.3, 1.8] 8 à écarquiller [1.3] 9 qu'on expose à la vue; être rendu public; qu'on révèle [1.8] | 
| Exemples | 10   Ny masony fotsiny no nabaribariny toa mba olona nianatra sy mahay mamaky teny ery
[2.470] 11 Bikàna izy, fa ny fihetsiny tsy rototra sy ny habaribarin' ny masony feno fihantsiana hafahafa no efa nanintona tovovavy maro indrindra. [2.5] 12 Tsy maintsy lazaina mazava ho fanta-bahoaka ny iraka ampanaovina azy ireo ary tsy maintsy abaribary hoe ohatrinona marina ny sazy naloa sy ny lalana nomban' ny entana nogiazana. [4.27] | 
| Morphologie | 
 | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |